1. Home /
  2. Religious organisation /
  3. Fiangonana FFMC


Category

General Information

Website: www.reveil-action.ca

Likes: 509

Reviews

Add review



Facebook Blog

Fiangonana FFMC 03.05.2021

Lien enregistrement PAKA 2021 FFMC Heure de debut de la reunion : 4 avr. 2021 11:00 AM https://us02web.zoom.us//uMd1t71ras6S8tdRUkJNq1iF4QJvEyPQL... https://www.facebook.com/ffmc.fiangonana/videos/2963570173965597/?d=n Merci GROUPE DE LOUANGE. Digne est l’Agneau, Jesus est ressuscite

Fiangonana FFMC 20.04.2021

Nahoana no ato amin’ny maty no itadiavanareo ny velona? Tsy ato Izy, fa efa nitsangana; tsarovy ny teny izay nataony taminareo, fony Izy mbola tany Galilia, hoe: Ny Zanak’olona tsy maintsy hatolotra eo an-tànan’ny mpanota ka hohomboana amin’ny hazofijaliana ary hitsangana amin’ny andro fahatelo. Lioka 24.5b-7 04 Aprily 2021 2 Samoela 9.1-13

Fiangonana FFMC 14.04.2021

Ary hoy Izy taminy: Izany no voasoratra, fa Kristy hiaritra ka hitsangana amin’ny maty amin’ny andro fahatelo; ary mba hotorina amin’ny Anarany ny fibebahana sy ny famelan-keloka amin’ny firenena rehetra Lioka 24.46-47 Ainsi, il etait ecrit [ et il fallait que cela arrive ] que le Messie souffrirait et qu'Il ressusciterait le troisieme jour, et que la repentance et le pardon des peches seraient preches en Son NOM a toutes les nations Luc 24.46-47... VELONA JESOSY! Fankalazana Paska rahampitso Alahady 04 Aprily 2021 zay hanasana antsika rehetra Handray anjara hira ny Groupe de Louange (GDL) JESUS EST RESSUSCITE! Celebration de Paques demain Dimanche 04 Avril 2021 avec la participation de Groupe de Louange (GDL). Soyez les bienvenu(e)s Canada: 11:00 Europe: 17:00 Madagascar: 18:00 Liens Zoom et FB: https://us02web.zoom.us/j/5590749691 ID de reunion: 559 074 9691 Code: ffmc Facebook Ffmc Fiangonana Adresse mail: [email protected]

Fiangonana FFMC 11.04.2021

Natao tsinontsinona Izy ka tsy mba nahoantsika. Nitondra ny aretintsika tokoa Izy Sady nivesatra ny fahoriantsika; Kanjo isika kosa nanao Azy ho nokapohina sy nasian’Andriamanitra ary nampahorina. Nefa Izy dia voalefona noho ny fahadisoantsika Sy notorotoroina noho ny helotsika, Ny fampijaliana nahazoantsika fihavanana no namelezana Azy; Ary ny dian-kapoka taminy no nahasitranana antsika Isaia 53.3b-5... 03 Aprily 2021 2 Samoela 5.1-12

Fiangonana FFMC 22.03.2021

... Ary nisy mazava avy tany an-danitra nanelatrelatra tampoka manodidina azy; dia lavo tamin’ny tany izy ka nandre feo nanao taminy hoe: Saoly, Saoly, nahoana hianao no manenjika Ahy? Ary hoy izy: Iza moa Hianao, Tompoko? Dia hoy Izy: Izaho no Jesosy Izay enjehinao Asan’ny Apostoly 9.3-5 02 Avril 2021 1 Samoela 28.1-25