Category

General Information

Locality: Charny

Address: 5377, Avenue Maréchal Joffre G3x 3C9 Charny, QC, Canada

Likes: 1022

Reviews

Add review



Facebook Blog

FPVM Canada 02.06.2021

F A N A S A N A Mampahatsiahy ny fankalazana ny faleovan- tenantsika Malagasy izay karakarain’ny FPVM Canada, izay hotronin’ny Tanora Mitory any Jesosy ...TMJ, ny asabotsy 23 jona am 2 ora. Atomboka amin’ny fotoam-pivavahana izany dia ho faranana am fanaovana arendrina ho any ankizy. Voninahitra dia ho an’Atra irery ihany. See more

FPVM Canada 25.05.2021

Hoy Jesosy: Vetivety foana dia tsy hahita Ahy intsony hianareo; ary vetivety foana indray dia hahita Ahy hianareo ( JAONA 16: 16) ARARAOTY NY FOTOANA HAHAFAHANAO MITADY SY MIANTSO ANY JEHOVAH TOMPONAO FA TSY FANTATRAO NY ANDRO HIAVIANY. Amen

FPVM Canada 23.04.2021

FIARAHA-MIVAVAKA FPVM ETO CANADA Manomboka amin`ny 2ora sasany tsy diso Adresse 5377, Avenue Maréchal Joffre, Charny, Québec G3X 3C9... Izahay dia manasa anao hanatrika ny fotoam-pivavahana isaky ny alahady faharoa sy ny fahaefatrin`ny vola. Izany fotoana izany dia hanampy anao amin`ny fitehirizanao ny solika izay efa nanananao na koa tsy misy aminao. Dia tongava fa sitrakay indrindra ny fahatongavana. Ny Tompo Jesosy anie homba anareo